|
|
NY SARIN’NY HAVANA IZAY NODIMANDRY IHANY NO HITA ETO, MBA HAFAHANTSIKA HITADIDY MANDRAKIZAY NY ENDRIK’IZY IREO. MBOLA MISY SARY MAROMARO AO AMIN'NY PEJY "SARY" sy "GALERIE".
Ronsard ANDRIAMANANA sy Hélène RAVONIARISOA
N.B. Tamin’ireo zaza enina ireo, dia Herbert, Angèle sy Denis ihany no nanan-taranaka.. |