|
|
Isaky ny manokatra pejy ianareo, dia aheno hira na mozika lafika (musique de fond) malagasy samy hafa. Rehefa miova pejy ianareo dia aheno hira na mozika lafika vaovao. Tsy maintsy miandry sekondra vitsivitsy alohan'ny ahenonareo ilay hira na mozika lafika vaovao io.
Chaque fois que vous ouvrirez une page, vous entendrez une chanson ou une musique de fond malagasy différente. Lorsque vous changez de page, il vous faudra patienter quelques secondes, avant d'entendre la nouvelle chanson ou musique de fond. Each time you open a page, you will hear a different Malagasy background music or song. You will have to wait a few seconds before you hear the new background music or song. I. LAFIN'NY RAY « Ronsard ANDRIAMANANA » RAINDRAOTO (1801-1919)_________________________________RASEHENO Niteraka valo, ka anisan'izany RAVELO (1844-1928)
RAVELO (1844-1928) RAMANANA | Dr. Ronsard ANDRIAMANANA
RAVELO RAKALA | | Dr. Hippolyte RABESAIKY Ramatoa RAMANANDRAIBE
N.B. TETIARANA NOFINTININA FOTSINY IO AMBONY IO. MBA AHITANA FANAZAVANA BEBE KOKOA, DIA TENDREO AZAFADY NY HOE "FIANAKAVIANA".
II. LAFIN'NY RENY « HELENE RAVONIARISOA » Niteraka fito, ka anisan'izany RAVAO sy RAINIHARO Ramatoa RAVAO Rainiseheno Niteraka efatra ka anisan'izany RAINIMANANTOANINA, Mpitsara Ambony sy Minisitry ny Fitsarana. Niteraka efatra, ka anisan'izany ny Praiminisitra RAINILAIARIVONY. RAINIMANANTOANINA Mpitsara Ambony/Ministry Ny Fitsarana _________ RAFARAVAVY | Niteraka 13, ka anisan'izany Ramatoa RASOANARY Ramatoa RASOANARY_______________Atoa Rainiketamanga Niteraka 13, ka anisan'izany Ramatoa RAKETAMANGA, Ignace RAMANALY sy Hélène RAVONIARISOA.
N.B. TETIARANA NOFINTININA FOTSINY IO AMBONY IO. MBA AHITANA FANAZAVANA BEBE KOKOA, DIA TENDREO AZAFADY NY HOE |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||