banner

 

banner

 

banner

 

mod_vvisit_countermod_vvisit_countermod_vvisit_countermod_vvisit_countermod_vvisit_countermod_vvisit_counter
mod_vvisit_counterAujourd'hui11

Veloma e !

> VELOMA E !

PDF Print Email

 

VELOMA E !

Ny sasantsasany amin'ireo sarinay, tao anatin'ny tena mbola fahatanorana, roapolo taona ny sasany ary telopolo ho an'ny hafa.

Indreto izahay, Jean Francoeur sy Angèle, tamin’ny fahatanoranay : 20 taona !

 alt

 

Izaho Angèle, feno 30 taona !

alt
 

 

Ity ny andro kanto indrindra tamin’ny fiainanay, Eugène sy Jeanne.

alt 

Indreto izahay Eugène sy Jeanne, miampofo ny vavimatoanay, Harivelo

alt 

Izaho Eugène sy izaho Jeanne dia toy ny irailovy miara-dia, mifankatia sy mifamatotra. Lamban’akoho ka faty no hisarahana.

alt

 

 Eto aho Clarice, mihiratry ny faha-20 taonako.

alt

 

Clarice ihany ity, tsiky kely fotsiny no atolotro anareo mba ampibaliaka ny fiainanareo.

alt

 

 

Inty aho Denis, mitrotro ny vavimatoanay Jocelyne ary izaho, Clarice, mitrotro ny lahimatoanay, Rodin.

alt 

 

Indreto indray izahay, Denis sy Clarice, mihira ny hira tianay indrindra « Ny Vady »

alt

 

NY VADY

Inona ary no mibaiko, ry lahy,
Moa tsy aina,
sombinaina
sy fanahy

Ny vady tiana,
fifaliana,
akaiky fo,
an-danivoa,
ka tsy ho lo.

Moa ny vady,
tsy fiady
fa ho tady,
ikambanana
ho namana,

Tsy fambosy
na fanosy,
fa niray,
mandrakizay,
sy fitia,
doria doria.

 

Ary ity, izaho Herbert kely, eo amin'ny faha-11 ranonorako.

alt 

 

 

VELOMA, RY HAVANA MALALA !